2 Samoela 22:7 MG1865

7 Fony azom-pahoriana aho, dia niantso an'i Jehovah, eny, Andriamanitro no nitarainako; nihaino ny feoko tao an-tempoliny Izy, ary ny fitarainako dia efa tonga eo an-tsofiny.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 22

Jereo 2 Samoela 22:7 amin'ny teny manodidina.