1 Ary izao no fara-teny nataon'i Davida: hoy Davida, zanak'i Jese, dia ny lehilahy izay voasandratra ho ambony, Ilay voahosotry ny Andriamanitr'i Jakoba sady mpanao fihirana mahafinaritra amin'ny Isiraely:
Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 23
Jereo 2 Samoela 23:1 amin'ny teny manodidina.