2 Samoela 23:14 MG1865

14 Ary Davida dia tao amin'ny batery fiarovana tamin'izay, ary ny miaramilan'ny Filistina kosa dia tao Betlehema.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 23

Jereo 2 Samoela 23:14 amin'ny teny manodidina.