2 Samoela 23:17 MG1865

17 Fa hoy Davida: Sanatria, Jehovah ô, raha hanao izany aho; tsy ran'ny lehilahy izay nandeha nanao vy very ny ainy va ity? Ka dia tsy nety nisotro izy. Izany zavatra izany no nataon'ireo telo lahy mahery ireo.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 23

Jereo 2 Samoela 23:17 amin'ny teny manodidina.