2 Samoela 23:21 MG1865

21 ary izy koa no namono ilay Egyptiana makadiry be; ary ilay Egyptiana nitondra lefona teny an-tànany, nefa namorotsahan'i Benaia tamin'ny tehiny ihany izy, dia nosarihany ny lefona teny an-tànan'ilay Egyptiana, ka iny lefony iny ihany no namonoany azy.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 23

Jereo 2 Samoela 23:21 amin'ny teny manodidina.