30 Benaia Piratonita, Hiday, avy any amin'ny lohasahan-driak'i Gasy,
31 Abi-albona Arbatita, Azmaveta Psaromita,
32 Eliaba Salbonita, tamin'ny zanak'i Jasena, Jonatana,
33 Sama Hararita, Ahiama, zanak'i Sarara Hararita,
34 Elifeleta, zanak'i Ahasbay, zanaky ny Makatita, Eliama, zanak'i Ahitofela Gilonita,
35 Hezray Karmelita, Paray Arbita,
36 Jigala, zanak'i Natana, avy any Zoba, Bany Gadita,