2 Samoela 23:4 MG1865

4 Ary izany dia toy ny fahazavan'ny maraina, raha miposaka ny masoandro, dia ilay maraina tsy misy rahona iny; Ary ny ahitra manorobona amin'ny tany noho ny hain'andro manarakaraka ny ranonorana.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 23

Jereo 2 Samoela 23:4 amin'ny teny manodidina.