2 Samoela 24:1 MG1865

1 Ary ny fahatezeran'i Jehovah nirehitra indray tamin'ny Isiraely, ka dia nanome saina an'i Davida Izy hanao izay hahatonga loza amin'ny vahoakany hoe: Mandehana, isao ny Isiraely sy ny Joda.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 24

Jereo 2 Samoela 24:1 amin'ny teny manodidina.