2 Samoela 24:25 MG1865

25 Ary Davida nanao alitara teo ho an'i Jehovah ka nanatitra fanatitra dorana sy fanati-pihavanana. Ka dia neken'i Jehovah ny fifonana natao ho an'ny tany, ka nitsahatra tsy namely ny Isiraely intsony ilay areti-mandringana.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 24

Jereo 2 Samoela 24:25 amin'ny teny manodidina.