2 Samoela 24:9 MG1865

9 Dia natolotr'i Joaba ny mpanjaka ny isan'ny vahoaka voalamina, ka nisy valo hetsy ny lehilahy mahery nahatan-tsabatra tamin'ny Isiraely, ary dimy hetsy ny lehilahy tamin'ny Joda.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 24

Jereo 2 Samoela 24:9 amin'ny teny manodidina.