19 Ary Abnera efa niteny tamin'ny Benjamita koa, ary lasa izy hilaza amin'i Davida ao Hebrona koa izay rehetra tian'ny Isiraely sy ny taranak'i Benjamina rehetra hatao.
Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 3
Jereo 2 Samoela 3:19 amin'ny teny manodidina.