2 Samoela 3:21 MG1865

21 Ary hoy Abnera tamin'i Davida: Hiainga aho, dia handeha hamory ny Isiraely rehetra ho etỳ aminao mpanjaka tompoko, mba hanaovany fanekena aminao ary hanjakanao amin'izay rehetra irin'ny fonao. Ary Davida nampandeha an'i Abnera; ka dia lasa soa aman-tsara izy.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 3

Jereo 2 Samoela 3:21 amin'ny teny manodidina.