2 Samoela 3:32 MG1865

32 Dia nandevina an'i Abnera tao Hebrona izy; ary ny mpanjaka nanandratra ny feony ka nitomany teo amin'ny fasan'i Abnera; ary ny vahoaka rehetra dia mba nitomany koa.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 3

Jereo 2 Samoela 3:32 amin'ny teny manodidina.