2 Samoela 3:35 MG1865

35 Ary izy rehetra dia avy hampihinan-kanina an'i Davida raha mbola antoandro, nefa Davida nianiana hoe: Hataon'Andriamanitra amiko anie izany, eny, mihoatra noho izany aza, raha mba hitendry hanina na inona na inona akory aho mandra-pilentiky ny masoandro.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 3

Jereo 2 Samoela 3:35 amin'ny teny manodidina.