2 Samoela 3:37 MG1865

37 Ka dia fantatry ny vahoaka rehetra sy ny Isiraely rehetra tamin'izany andro izany fa tsy avy tamin'ny mpanjaka no nahafaty an'i Abnera, zanak'i Nera.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 3

Jereo 2 Samoela 3:37 amin'ny teny manodidina.