2 Samoela 5:13 MG1865

13 Ary Davida mbola naka vaditsindrano sy vady koa tany Jerosalema, rehefa tonga avy tany Hebrona izy; ary dia nisy zanakalahy sy zanakavavy koa naterak'i Davida.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 5

Jereo 2 Samoela 5:13 amin'ny teny manodidina.