2 Samoela 5:17 MG1865

17 Koa nony ren'ny Filistina fa efa nohosoran'ny olona ho mpanjakan'ny Isiraely Davida, dia niakatra hitady azy ny Filistina rehetra; fa raha ren'i Davida izany dia nidina tao amin'ny batery fiarovana izy.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 5

Jereo 2 Samoela 5:17 amin'ny teny manodidina.