2 Samoela 5:5 MG1865

5 Tao Hebrona no nanjakany tamin'ny Joda fito taona sy enim-bolana; ary tany Jerosalema no nanjakany tamin'ny Isiraely sy ny Joda rehetra telo amby telo-polo taona.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 5

Jereo 2 Samoela 5:5 amin'ny teny manodidina.