2 Samoela 5:9 MG1865

9 Dia nitoetra tao anatin'ny batery fiarovana Davida, ary ny anarany nataony hoe: Tanànan'i Davida. Ary narafitr'i Davida ny manodidina hatrany Milo mbamin'ny ao anatiny.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 5

Jereo 2 Samoela 5:9 amin'ny teny manodidina.