2 Samoela 6:12 MG1865

12 Ary nambara tamin'i Davida mpanjaka hoe: Jehovah efa nitahy ny ankohonan'i Obed-edoma sy izay nananany rehetra noho ny fiaran'Andriamanitra. Dia nandeha Davida ka nampakatra ny fiaran'Andriamanitra tamim-pifaliana avy tao an-tranon'i Obed-edoma ho any an-Tanànan'i Davida.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 6

Jereo 2 Samoela 6:12 amin'ny teny manodidina.