2 Samoela 6:17 MG1865

17 Ary nampiditra ny fiaran'i Jehovah ny olona ka nametraka azy teo amin'ny fitoerany tao amin'ny lay izay naorin'i Davida hitoerany; ary Davida nanatitra fanatitra dorana sy fanati-pihavanana teo anatrehan'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 6

Jereo 2 Samoela 6:17 amin'ny teny manodidina.