2 Samoela 6:19 MG1865

19 Dia nomeny mofo iray sy hena iray didy ary ampempam-boaloboka iray avy ny olona rehetra, dia ny Isiraely rehetra, na lahy na vavy. Ary dia samy nody tany an-tranony avy ny olona rehetra.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 6

Jereo 2 Samoela 6:19 amin'ny teny manodidina.