2 Samoela 6:2 MG1865

2 Dia niainga Davida sy ny olona rehetra izay nanaraka azy ka niala tany Bala-joda hampakatra ny fiaran'Andriamanitra izay niantsoana ny anaran'i Jehovah, Tompon'ny maro, Izay mipetraka amin'ny kerobima.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 6

Jereo 2 Samoela 6:2 amin'ny teny manodidina.