2 Samoela 8:10 MG1865

10 dia nirahin'i Toy Jorama zanany hankany amin'i Davida mpanjaka hiarahaba azy sy hisaotra azy noho ny niadiany tamin'i Hadadezera sy ny nandreseny azy (fa Hadadezera dia fahavalon'i Toy); ary gorama nitondra fanaka volafotsy sy fanaka volamena ary fanaka varahina;

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 8

Jereo 2 Samoela 8:10 amin'ny teny manodidina.