2 Samoela 8:6 MG1865

6 Ary nametrahan'i Davida miaramila tany Syria momba an'i Damaskosy; dia tonga mpanompon'i Davida ny Syriana ka nandoa hetra. Fa Jehovah nampahery an'i Davida teny amin'izay rehetra nalehany.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 8

Jereo 2 Samoela 8:6 amin'ny teny manodidina.