2 Samoela 9:12 MG1865

12 Ary Mefiboseta nanan-janakalahy tanora, Mika no anarany. Ary izay rehetra nitoetra tao an-tranon'i Ziba dia mpanompon'i Mefiboseta avokoa.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 9

Jereo 2 Samoela 9:12 amin'ny teny manodidina.