2 Samoela 9:2 MG1865

2 Ary nisy mpanompon'ny fianakavian'i Saoly, Ziba no anarany. Ary nantsoiny hankany amin'i Davida izy, ka hoy ny mpanjaka taminy: Hianao moa no Ziba? Ary hoy izy: Izaho mpanomponao no izy.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 9

Jereo 2 Samoela 9:2 amin'ny teny manodidina.