2 Samoela 9:4 MG1865

4 Ary hoy ny mpanjaka taminy; Aiza anefa izy? Dia hoy Ziba tamin'ny mpanjaka: Indro izy ao an-tranon'i Makira, zanak'i Amiela, ao Lo-debara.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 9

Jereo 2 Samoela 9:4 amin'ny teny manodidina.