Amosa 3:11 MG1865

11 Koa izao no lazain'i Jehovah Tompo: He, misy fahavalo manodidina ny tany! Hazerany ho afaka aminao ny herinao, ary hobaboina ny tranobenao.

Vakio ny toko manontolo Amosa 3

Jereo Amosa 3:11 amin'ny teny manodidina.