Amosa 3:9 MG1865

9 Ambarao ao an-tranoben'i Asdoda sy ao an-tranobe any amin'ny tany Egypta, ka ataovy hoe: Miangona any an-tendrombohitr'i Samaria ianareo, ary jereo ny tabataba be ao aminy sy ny fampahoriana ao anatiny.

Vakio ny toko manontolo Amosa 3

Jereo Amosa 3:9 amin'ny teny manodidina.