Amosa 4:10 MG1865

10 Efa naterako areti-mandringana tahaka ny any Egypta ianareo; Novonoiko sabatra ny zatovonareo sady nobaboina koa ny soavalinareo; Ary nampakariko ho eo am-bavoronareo ny hamaimboan'ny tobinareo; Nefa tsy niverina tamiko ihany ianareo, hoy Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Amosa 4

Jereo Amosa 4:10 amin'ny teny manodidina.