Amosa 4:13 MG1865

13 Fa indro Ilay mamorona ny tendrombohitra sy manao na rivotra ary mampahafantatra ny olombelona izay heviny, dia Ilay mahatonga ny maraina ho aizina ary mandia ny fitoerana avo amin'ny tany: Jehovah, Andriamanitry ny maro, no anarany.

Vakio ny toko manontolo Amosa 4

Jereo Amosa 4:13 amin'ny teny manodidina.