Amosa 4:5 MG1865

5 Mandoroa zavatra misy masirasira ho fanati-pisaorana, ary miantsoa fanati-tsitrapo, eny, ambarao izany! Satria ny toy izany no sitrakareo, ry Zanak'Isiraely, hoy Jehovah Tompo.

Vakio ny toko manontolo Amosa 4

Jereo Amosa 4:5 amin'ny teny manodidina.