Amosa 5:22 MG1865

22 Na dia ateranareo fanatitra dorana sy fanatitra hohanina aza Aho, dia tsy sitrako izany; Ny zanak'omby mifahy aterinareo ho fanati-pihavanana dia tsy hojereko akory.

Vakio ny toko manontolo Amosa 5

Jereo Amosa 5:22 amin'ny teny manodidina.