Amosa 5:6 MG1865

6 Mitadiava an'i Jehovah, dia ho velona ianareo; Fandrao hilatsaka toy ny afo mandevona amin'ny taranak'i Josefa Izy, ary Betela tsy hanana izay hahafaty ny afo,

Vakio ny toko manontolo Amosa 5

Jereo Amosa 5:6 amin'ny teny manodidina.