Amosa 6:14 MG1865

14 Fa, indro, hanangana firenena hamely anareo Aho, ry taranak'Isiraely, hoy Jehovah, Andriamanitry ny maro, dia hampahory anareo hatrany akaikin'i Hamata izy ka hatramin'ny lohasahan-driaka any amin'ny tani-hay.

Vakio ny toko manontolo Amosa 6

Jereo Amosa 6:14 amin'ny teny manodidina.