Amosa 9:11 MG1865

11 Amin'izany andro izany dia hatsangako indray ny trano-bongon'i Davida izay efa nianjera, ary hotampenako ny efa banga ao; Ary hamboariko izay efa rava aminy, ka hataoko tahaka ny taloha izy,

Vakio ny toko manontolo Amosa 9

Jereo Amosa 9:11 amin'ny teny manodidina.