Amosa 9:13 MG1865

13 Indro, avy ny andro, hoy Jehovah, Izay hahatraran'ny mpiasa tany ny mpijinja, ary ny mpanosihosy voaloboka hahatratra ny mpamafy; Ny tendrombohitra hipoipoitra ranom-boaloboka, ary ny havoana rehetra hiempo.

Vakio ny toko manontolo Amosa 9

Jereo Amosa 9:13 amin'ny teny manodidina.