Daniela 1:8 MG1865

8 Ary Daniela ninia tao am-pony tsy handoto ny tenany tamin'ny anjara-hanina avy tamin'ny hanin'ny mpanjaka, na tamin'ny divay izay fisotrony; ka dia nangataka tamin'ny lehiben'ny tandapa izy mba havelany tsy handoto ny tenany.

Vakio ny toko manontolo Daniela 1

Jereo Daniela 1:8 amin'ny teny manodidina.