Daniela 10:1 MG1865

1 Tamin'ny taona fahatelo nanjakan'i Kyrosy, mpanjakan'i Persia, dia nisy nambara tamin'i Daniela, izay atao hoe Beltesazara; marina ny teny, ary ady mafy no nolazainy; ary nahalala ny teny izy sady nahafantatra ny fahitana.

Vakio ny toko manontolo Daniela 10

Jereo Daniela 10:1 amin'ny teny manodidina.