Daniela 10:19 MG1865

19 ka nanao hoe: Aza matahotra, ry ilay malala indrindra; fiadanana anie ho anao, mahereza, eny, mahereza. Ary rehefa niteny tamiko izy, dia nihahery aho ka nanao hoe: Aoka hiteny ianao tompoko, satria efa nampahery ahy.

Vakio ny toko manontolo Daniela 10

Jereo Daniela 10:19 amin'ny teny manodidina.