Daniela 11:13 MG1865

13 Fa hiverina ny mpanjakan'ny avaratra ka hanangona olona maro be mihoatra noho ny teo; ary rehefa afaka ny fe-taona, dia ho avy tokoa izy ka hitondra miaramila maro sy fitaovana betsaka.

Vakio ny toko manontolo Daniela 11

Jereo Daniela 11:13 amin'ny teny manodidina.