Daniela 11:15 MG1865

15 Ka dia ho avy ny mpanjakan'ny avaratra hanandratra tovon-tany hanafaka ny tanàna mimanda; ary na ny sandrin'ny atsimo na ny olom-pidiny dia tsy hahomby, ary tsy hisy hery hahombiazany.

Vakio ny toko manontolo Daniela 11

Jereo Daniela 11:15 amin'ny teny manodidina.