Daniela 11:24 MG1865

24 Hiditra tsy ampoizina amin'ny fari-tany mahavokatra indrindra izy ka hanao izay tsy nataon'ny rainy na ny razany; hahahany eny amin'ireny ny sambotra sy ny babo ary ny harena; ary hamoron-tsaina izy ka hamely ny fiarovana mandra-pahalanin'ny fotoana.

Vakio ny toko manontolo Daniela 11

Jereo Daniela 11:24 amin'ny teny manodidina.