Daniela 12:10 MG1865

10 Maro no hodiovina sy hofotsiana ary hozahan-toetra; fa ny ratsy fanahy kosa mbola hanao ratsy ihany, ary tsy hisy amin'ny ratsy fanahy hahafantatra, fa ny hendry no hahafantatra.

Vakio ny toko manontolo Daniela 12

Jereo Daniela 12:10 amin'ny teny manodidina.