Daniela 12:4 MG1865

4 Ary ianao, ry Daniela, dia ahoroninao ny teny, ka asio tombo-kase ny taratasy mandra-pihavin'ny andro farany; maro no hazoto mandinika, ka hitombo ny fahalalana.

Vakio ny toko manontolo Daniela 12

Jereo Daniela 12:4 amin'ny teny manodidina.