Daniela 12:6 MG1865

6 Ary hoy ny anankiray tamin'ilay lehilahy mitafy rongony fotsy, izay teo ambonin'ny rano amin'ny ony: Mandra-pahoviana vao ho tanteraka ny faran'ireo fahagagana ireo?

Vakio ny toko manontolo Daniela 12

Jereo Daniela 12:6 amin'ny teny manodidina.