Daniela 2:15 MG1865

15 eny, namaly izy ka nanao tamin'i Arioka, lehibe voatendrin'ny mpanjaka, hoe: Nahoana no dia mafy toy izany ny teny avy amin'ny mpanjaka? Dia nambaran'i Arioka tamin'i Daniela ilay teny.

Vakio ny toko manontolo Daniela 2

Jereo Daniela 2:15 amin'ny teny manodidina.