Daniela 3:10 MG1865

10 Ry mpanjaka ô, ianao efa nanao lalàna fa ny olona rehetra izay mandre ny fanenon'ny anjomara sy ny sobaba sy ny lokanga sy ny samboka sy ny valiha sy ny symponia ary ny zava-maneno isan-karazany dia hiankohoka hivavaka amin'ny sariolona volamena;

Vakio ny toko manontolo Daniela 3

Jereo Daniela 3:10 amin'ny teny manodidina.