Daniela 3:24 MG1865

24 Dia talanjona Nebokadnezara mpanjaka ary nitsangana faingana izy ka niteny tamin'ny mpanolo- tsainy hoe: Moa tsy telo lahy mifatotra va no natsipintsika tao anatin'ny afo? Dia namaly ny mpanjaka ireo ka nanao hoe: Marina izany, ry mpanjaka ô.

Vakio ny toko manontolo Daniela 3

Jereo Daniela 3:24 amin'ny teny manodidina.